Amis

Nouvelles News

Madagascar


Vaovao kely avy aty amin’ny AMI-S de la Sagesse – Fandriana – Mahazoarivo – Antsirabe
Mahafaly anay ny mampita aminareo indray ny vaovao mahakasika anay AMIS aty amin’ny faritra atsimo.
Nanatontosa ny fitsidihana fifampizarana ny dia natao tany Frantsa izahay ka namangy an-dry zareo teny Mahazoarivo ny taona 2018 lasa teo.
Nahafinaritra ny fifampizarana ka ny masoandro maty no nampalahelo.
Indro misy sary niarahana tamin’ireo zandry kely ireo sy ny Zoky am-panahy.



Rehefa izany dia nitodi-doha nankany Antsirabe izahay ka nihaona indray tamin’ireo tanora sy Ray aman-dReny AMIS tany an-toerana. Ny fifampizarana mahakasika ny dia ihany ny anton-dia tamin’io.
            Ary ny teto Fandriana kosa, nanamarihanay ny faran’ny taona 2018 sy ny fiaraha-mizara hafaliana noho ny Noely dia nanomana tsaingoka sy goka (collations) kely niarahana tamin-dry zareo Nailiky ny fiaraha-monina ny AMIS.


(Niniana tsy naseho ny endrik’ireo olona ireo noho ny antony araky ny lalàna manan-kery).
Fa miara-miasa amin’ireo Zanaka Vavin’I Fahendrena koa ny AMIS amin’ny alalan’ny asa fampianarana.


kilasy voalohany (classe de 1èreao amin’ny LYCEE SAGESSE DE SAINT LOUIS-MARIE DE MONTFORT – FANDRIANA A.S : 2017-2018)

Aucun commentaire