Amis

Nouvelles News

2021 Madagascar




Fantatsika fa navesatra iny taona lasa 2020 iny.

Nandalo sedra mafy tokoa ny mponin’ny tany rehetra.

Indro mitsidika ny taona vaovao.

Ho taona anjakan’ny fifankatiavana sy firahalahiana  ary firaisankina ho antsika anie ity taona vaovao ity.

Hivavaka ho antsika anie Père de Montfort sy Sr Marie-Louise Trichet de Jésus.

 Samia ho tahin’Andriamanitra daholo e!

 


 

Aucun commentaire