Amis

Nouvelles News

Noël Noely Madagascar

 Tonga indray ity ny Noely.

Faly miarahaba antsika nahatratra izany.

Enga anie hirotsaka amintsika ny fahasoavan’Andriamanitra.

Hankahery antsika anie izao fahatsiarovana izao na dia anatin’ny hakiviana aza ny maro amintsika.

Na eo aza ny alina maizim-pito, miposaka ho antsika indray ny masoandro.

Tara-pahazavana manilo ny fiainantsika.

Mitondra fanantenana.

Mamelona ny fanahintsika.

Eo am-panarahan-dia an’i Père de Montfort sy Sr Marie-Louise Trichet de Jésus. 

Samia manao fety sambatra daholo e !

Aucun commentaire